Mbalatsara e!

Arahabaiñy navy mëva amin'ny trañonkalan'i Momo Jaomanonga

Hafatra baka amin'ny namaña

img

Zanaka tambanivolo baka avaratra andrëfan'i Madagasikara. Allô ! Handimby irô olobe taloha, ho hitan-jaza avy afara. Jaolahy mitongy tany mëna: mitreñy angôvo fa tsy mibarara. Velon-drano main-tany, mitsaka añabo zahatra faha asara.

Berikely - Mpanankanto